Hangina aho (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uczqin Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy gwfrepeh haiko lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba idgm namonoana Anao.
Ka nentinao tany Kalvary.
Hangina aho ry Tompo,hangina tononkira.serasera.org tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fitiavanao.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy gwfrepeh haiko lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba idgm namonoana Anao.
Ka nentinao tany Kalvary.
Hangina aho ry Tompo,hangina tononkira.serasera.org tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fitiavanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 3067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 20/04/2017 09:17
