Hangina aho (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy haiko tononkira.serasera.org lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.

Ho takatry ny saiko ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba namonoana Anao.
Ka nentinao qygjd tany Kalvary.

Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Ho oyyrjuc lepqbc rakitra ato am-poko ny fitiavanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528