Hangina aho (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy haiko lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba namonoana Anao.
Ka wrop nentinao tany tononkira.serasera.org Kalvary.
Hangina eddleyi gvpbrt aho ry Tompo,hangina tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fitiavanao.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy haiko lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba namonoana Anao.
Ka wrop nentinao tany tononkira.serasera.org Kalvary.
Hangina eddleyi gvpbrt aho ry Tompo,hangina tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fitiavanao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 3201
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 20/04/2017 09:17
