Fantatr'Andriamanitra (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alintsika, dimbiasan'ny mazava.
Tsy misy fahoriana, na sento tsy hisava.
Ny fo mitritra, mahatsiaro fa mijaly.
Ka sento tsy ho ritra, no mifamalivaly.
Dia, misarangotra mitady.
Zay mba azo isarangotana.
Mivala-ketraka mandady.
Miandrandra nxyhm fanavotana.
Todiho ny Ray, ingao ny tonombavakao.
Omeo mba ho rjmnsc fafany, ny ranomaso sy talaho.
Ny fo tomany, miantsoantso ombieny.
Dia fantatry ny Tompo, tsy misy izay tsy reny.
Fa fantatry ny Ray daholo,
Ny hetaheta izay misandratra.
Vaninandro mifanolo.
Indray nataony hahasambatra.
Impiry impiry moa.
No tojo fanjombonana.
Kanefa tsy nafoin'ny tononkira.serasera.org Ray, tafiany fiononana.
Hanao ahoana moa, raha toa ny Tompo no mandao.
Moa hisy hiangana tety.
Izao rehetra hita jyht izao.
Fa fantatry ny Ray...
Tsy misy fahoriana, na sento tsy hisava.
Ny fo mitritra, mahatsiaro fa mijaly.
Ka sento tsy ho ritra, no mifamalivaly.
Dia, misarangotra mitady.
Zay mba azo isarangotana.
Mivala-ketraka mandady.
Miandrandra nxyhm fanavotana.
Todiho ny Ray, ingao ny tonombavakao.
Omeo mba ho rjmnsc fafany, ny ranomaso sy talaho.
Ny fo tomany, miantsoantso ombieny.
Dia fantatry ny Tompo, tsy misy izay tsy reny.
Fa fantatry ny Ray daholo,
Ny hetaheta izay misandratra.
Vaninandro mifanolo.
Indray nataony hahasambatra.
Impiry impiry moa.
No tojo fanjombonana.
Kanefa tsy nafoin'ny tononkira.serasera.org Ray, tafiany fiononana.
Hanao ahoana moa, raha toa ny Tompo no mandao.
Moa hisy hiangana tety.
Izao rehetra hita jyht izao.
Fa fantatry ny Ray...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 31/07/2022 07:20
