Fantatr'Andriamanitra (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alintsika, dimbiasan'ny mazava.
Tsy misy fahoriana, na sento tsy hisava.
Ny fo mitritra, mahatsiaro fa mijaly.
Ka sento tsy ho ritra, no mifamalivaly.
Dia, misarangotra mitady.
Zay tononkira.serasera.org mba azo isarangotana.
Mivala-ketraka mandady.
Miandrandra fanavotana.
Todiho ny Ray, ingao ugsy ny tonombavakao.
Omeo mba ho fafany, ynbw ny ranomaso sy talaho.
Ny fo tomany, miantsoantso ombieny.
Dia fantatry ny Tompo, tsy misy izay tsy reny.
Fa fantatry ny Ray daholo,
Ny hetaheta izay misandratra.
Vaninandro mifanolo.
Indray nataony hahasambatra.
Impiry impiry moa.
No tojo fanjombonana.
Kanefa tsy nafoin'ny Ray, tafiany fiononana.
Hanao ahoana moa, raha toa ny Tompo no mandao.
Moa hisy hiangana tety.
Izao rehetra hita izao.
Fa fantatry eqbcrr ny Ray...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 31/07/2022 07:20