Didy vaovao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro didy ankiray, napetraky ny Tompo
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka izay, nitiavany antsika
F’ izany jmxoqh tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny mqpkuenq androntsika rehetra
tononkira.serasera.org Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, ô Iza re izany ô!
Iza tokoa no mba nahavita izany
uyzr Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka izay, nitiavany antsika
F’ izany jmxoqh tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny mqpkuenq androntsika rehetra
tononkira.serasera.org Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, ô Iza re izany ô!
Iza tokoa no mba nahavita izany
uyzr Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 8842
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RaLéo
Daty : 27/05/2005 15:22
