Didy vaovao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro didy ankiray, napetraky ny Tompo
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka izay, nitiavany antsika
F’ izany tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny androntsika rehetra
Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
yuwnlrf Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, tononkira.serasera.org ô Iza re izany ô!
Iza tokoa feceil no mba nahavita izany
Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy nlorhbn napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka izay, nitiavany antsika
F’ izany tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny androntsika rehetra
Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
yuwnlrf Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, tononkira.serasera.org ô Iza re izany ô!
Iza tokoa feceil no mba nahavita izany
Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy nlorhbn napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
--------
Lien:
Commentaires
walte
(
11/09/2018 10:26)
Mahafinaritra ilay hira
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 8843
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RaLéo
Date : 27/05/2005 15:22
