Didy vaovao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gdgbaezd Indro didy ankiray, napetraky sprwa ny Tompo
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka tononkira.serasera.org izay, nitiavany antsika
F’ izany tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny androntsika rehetra
Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, ô Iza re izany ô!
Iza tokoa no mba nahavita izany
Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay qkgi matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
Ho antsika rehetra, mbola velona
dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara
tahaka tononkira.serasera.org izay, nitiavany antsika
F’ izany tokoa, no hafantarana
Fa mpianany isika, raha mifankatia
Eny, mpianany isika, mpianany tokoa
Amin ’ny androntsika rehetra
Iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i Jesosy
Mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy
Iza tokoa, ô Iza re izany ô!
Iza tokoa no mba nahavita izany
Fa ao ny Tompo hanaisotra ny fahotany
Zay no didy napetrany ho antsika
Ho antsika rehetra velona eto
Ary aoka ny fo hahay hifamela
F’ izany tokoa no mpianatry ny Tompo
Fa izy dia momba izay qkgi matoky azy
Amin’ ny androny sisa rehetra
--------
Link:
About this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 8843
Likes : 1 Like
Created by : RaLéo
Date : 27/05/2005 15:22
