Ao anatin'ny vala (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona no fiarovan-tena ho anao.
Raha any ivelan'ny manda.
Raha fiadanam-po sy fanahy no tadiavinao.
Tomoera ao anatin'ny vala.
Tsy misy maha rombaka ny ondry.
Izay ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
Ref:
Na mahery loatra, tsy hay toherina.
Mila hampitroatra, ny adim-piainana.
Izao no fanafody, ndeha hiverina.
Ao anatin'ny vala.
2.Ndraindray toa lasalasa ny fisainana.
Amin'ity fiainana eto ity.
Tsaroana ho miha marefo hatrany dbzluv ny fo sy fqdg fkuw fanahy.
Miatrika ady tononkira.serasera.org isan'andro isan'andro.
Izay no mampiavaka ny manana ny Ray.
Miaro ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
Raha any ivelan'ny manda.
Raha fiadanam-po sy fanahy no tadiavinao.
Tomoera ao anatin'ny vala.
Tsy misy maha rombaka ny ondry.
Izay ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
Ref:
Na mahery loatra, tsy hay toherina.
Mila hampitroatra, ny adim-piainana.
Izao no fanafody, ndeha hiverina.
Ao anatin'ny vala.
2.Ndraindray toa lasalasa ny fisainana.
Amin'ity fiainana eto ity.
Tsaroana ho miha marefo hatrany dbzluv ny fo sy fqdg fkuw fanahy.
Miatrika ady tononkira.serasera.org isan'andro isan'andro.
Izay no mampiavaka ny manana ny Ray.
Miaro ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 15/12/2023 05:45
