Ao anatin'ny vala (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona no fiarovan-tena ho anao.
Raha any gwhx ivelan'ny manda.
Raha fiadanam-po sy fanahy no tadiavinao.
Tomoera ao anatin'ny vala.
Tsy misy maha rombaka ny ondry.
Izay ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
Ref:
Na mahery loatra, tsy hay toherina.
Mila tononkira.serasera.org hampitroatra, ny adim-piainana.
Izao no fanafody, ndeha hiverina.
Ao anatin'ny vala.
2.Ndraindray toa lasalasa ny fisainana.
Amin'ity fiainana eto tlbm ity.
Tsaroana ho miha marefo hatrany ny fo sy fanahy.
Miatrika ady isan'andro isan'andro.
Izay no mampiavaka ny manana ny Ray.
Miaro ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba ofqgjhpf anao.
Handry am-piadanana.
Raha any gwhx ivelan'ny manda.
Raha fiadanam-po sy fanahy no tadiavinao.
Tomoera ao anatin'ny vala.
Tsy misy maha rombaka ny ondry.
Izay ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba anao.
Handry am-piadanana.
Ref:
Na mahery loatra, tsy hay toherina.
Mila tononkira.serasera.org hampitroatra, ny adim-piainana.
Izao no fanafody, ndeha hiverina.
Ao anatin'ny vala.
2.Ndraindray toa lasalasa ny fisainana.
Amin'ity fiainana eto tlbm ity.
Tsaroana ho miha marefo hatrany ny fo sy fanahy.
Miatrika ady isan'andro isan'andro.
Izay no mampiavaka ny manana ny Ray.
Miaro ao anatin'ny vala.
Fa mpiandry tsara sady mahatoky.
No mambomba ofqgjhpf anao.
Handry am-piadanana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 869
Likes : 0 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 15/12/2023 05:45
