Antsoantso (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Misy miantsoantso, antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso izao.
Ny eo aminao focdzdh ilay tsisy tombo sy hala.
No italahoanay ny hantranao e.
Aza tononkira.serasera.org avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
houfr ytslxy JORDAN
Misy miantsoantso, antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso izao.
Ny eo aminao focdzdh ilay tsisy tombo sy hala.
No italahoanay ny hantranao e.
Aza tononkira.serasera.org avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
houfr ytslxy JORDAN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 30/11/2022 13:19
