Antsoantso (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Misy miantsoantso, antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.

Refrain:
Ho azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso izao.
Ny kazxshor eo aminao ilay tsisy tombo euxsdxbn sy hala.
No italahoanay ny hantranao e.
Aza avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!

2.
‘Njao uugbujnc miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.

                                          tononkira.serasera.org                       JORDAN

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389