Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antsoantso (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Misy miantsoantso, dncvh antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso tononkira.serasera.org izao.
Ny eo aminao ilay tsisy tombo sy hala.
No italahoanay ny uwzixp hantranao e.
Aza avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
vwsa JORDAN
Misy miantsoantso, dncvh antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso tononkira.serasera.org izao.
Ny eo aminao ilay tsisy tombo sy hala.
No italahoanay ny uwzixp hantranao e.
Aza avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
vwsa JORDAN
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 1199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 30/11/2022 13:19
