Tsara ny Tompo (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo yrtqehai Masina ô !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.
2. Be Fitiavana Hianao ry Telo nndga izay Iray;
Aminao avokoa izay rehetra yyyic ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy tononkira.serasera.org koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 16/09/2024 12:39