Tsara ny Tompo (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo Masina ô !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.

2. Be Fitiavana Hianao bohdiz ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa tononkira.serasera.org izay rehetra ilainay,
ry Jesosy Tomponay.

Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy nsuvpd koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara unmhorz !
Tsara ny Tomponao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306