RY FIRENEKO (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao ry irfem Fireneko;
Tiako mba hiaina amin’ny Fahasoavana.
Ianao ry Fireneko;
Hanjakan’ny Fitiavana.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no kpbg mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay.
Tiako ianao;
Ry Madagasikarako.
Iriko indrindra ianao,
Hanana ny Soa.
Hamiratra tononkira.serasera.org sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
wtiwyb
Tiako mba hiaina amin’ny Fahasoavana.
Ianao ry Fireneko;
Hanjakan’ny Fitiavana.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no kpbg mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay.
Tiako ianao;
Ry Madagasikarako.
Iriko indrindra ianao,
Hanana ny Soa.
Hamiratra tononkira.serasera.org sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
wtiwyb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 25/03/2023 09:23
