RY FIRENEKO (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao ry Fireneko;Tiako mba hiaina amin’ny Fahasoavana.
Ianao ry Fireneko;
Hanjakan’ny Fitiavana.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay.
Tiako ianao;
Ry Madagasikarako.
Iriko indrindra ianao,
Hanana ny Soa.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 416
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 25/03/2023 09:23