Nino aho ka dia niteny (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny FINOANA no injao,
(No injao fa) Miaraka manandra-peo izao.
(Ka indro) Vonona! Ny hankalaza ilay Ray,
Izay nanambatra anay ho tena iray.
2. Ndeha zarao ny teny mahasoa,
(mahasoa) Ambarao ho ren'ny maro koa.
ka dia mba handre, ireo tsy mahalala izany,
Fa ao no harena nqduveaz izay tsy mety lany.
3. Azonao, ny famonjena anio,
(matokia) Matokia an'I Jesosy anio.
(Fa Izy) Izy anie no 'lay Mpanjaka Lehibe,
Mpitarika amin'izay rehetra aleha.
Refrain:
Araka lsqgz ny (Voasoratra),
Voasoratra manao hoe:
"Dia tononkira.serasera.org indro, NINO AHO KA DIA NITENY,
DIA MINO KOA IZAHAY, jllvmfwo KA DIA MITENY."

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 1665
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 20/02/2019 15:42