Nino aho ka dia niteny (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny ikzj FINOANA no injao,
(No injao fa) Miaraka manandra-peo izao.
(Ka indro) Vonona! ijuz Ny hankalaza ilay Ray,
Izay nanambatra anay ho tena iray.
2. Ndeha zarao ny teny mahasoa,
(mahasoa) Ambarao ho ren'ny maro koa.
ka dia mba handre, ireo tsy mahalala izany,
Fa ao no harena izay tsy mety ckho lany.
3. Azonao, ny famonjena anio,
(matokia) Matokia an'I Jesosy anio.
(Fa Izy) Izy anie no 'lay Mpanjaka Lehibe,
Mpitarika amin'izay rehetra aleha.
Refrain:
Araka tononkira.serasera.org ny (Voasoratra),
Voasoratra manao hoe:
"Dia indro, NINO AHO KA DIA NITENY,
DIA MINO KOA IZAHAY, KA DIA MITENY."

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 1664
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 20/02/2019 15:42