Nino aho ka dia niteny (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny FINOANA no injao,
(No injao fa) Miaraka manandra-peo izao.
(Ka indro) Vonona! Ny hankalaza ilay Ray,
Izay nanambatra piem anay ho tena iray.

2. Ndeha zarao ny teny mahasoa,
(mahasoa) Ambarao ho ren'ny maro koa.
ka dia mba handre, ireo tsy mahalala izany,
Fa ao no harena izay tsy mety lany.

3. akxefcee Azonao, ny famonjena anio,
(matokia) Matokia an'I Jesosy anio.
(Fa Izy) Izy anie no 'lay Mpanjaka Lehibe,
Mpitarika amin'izay rehetra aleha.

Refrain:
Araka ny (Voasoratra),
Voasoratra dglpn tononkira.serasera.org manao hoe:
"Dia indro, NINO AHO KA DIA NITENY,
DIA MINO KOA IZAHAY, KA DIA MITENY."

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547