MATOKY ANAO (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trio Chœur:
Fahasambarana ny matoky Anao
Andriamanitra ô!
Matoky Anao 'zahay
ka midera ny Voninahitrao.

Bass:
Sambatra! Sambatra, eny, sambatra
ny matoky Anao Andriamanitra ô!
Mino sy matoky Anao 'zahay
ka midera ny Voninahitrao.

1°/ Sambatra tsy misy ahiana
ny miaina mahatoky Anao.
(Miaina matoky Anao!)
Ka izahay ampifaliana hiray fo
hiaraka hisaotra Anao.

2°/ Mijoro an-kasahiana
izahay matoky Anao.
('Zahay matoky Anao!)
Tsisy tahotra hitoriana fa midera,
mankalaza Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 25/03/2023 09:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2277