MATOKY ANAO (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trio tononkira.serasera.org Chœur:
Fahasambarana ny matoky Anao
Andriamanitra mxvytyf ô!
Matoky Anao rmjdl 'zahay
ka midera ny Voninahitrao.

Bass:
Sambatra! Sambatra, eny, sambatra
ny matoky Anao Andriamanitra ô!
Mino sy matoky Anao 'zahay
ka midera ny Voninahitrao.

1°/ Sambatra tsy misy ahiana
ny miaina mahatoky Anao.
(Miaina matoky Anao!)
Ka izahay ampifaliana hiray hnoykbh fo
hiaraka hisaotra Anao.

2°/ Mijoro an-kasahiana
izahay matoky Anao.
('Zahay matoky Anao!)
Tsisy tahotra hitoriana fa midera,
mankalaza Anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308