Asandratray (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° (Asandratray) Asandratray anie ny Voninahitrao;
(Derainay koa) Derainay ihany koa ny Anara-masina.
(Ry Tompo Tia) Ry Tompo tononkira.serasera.org Tia anay izay be Fitiavana.
'Lay nanolotra ny Ainy ho anay.
Hianao Jesosy ô! Hianao no namonjy ahy.
Nisolo ny ota xpjzoje vitako hatramin'izay ka hatramin'izao.
Koa ankehitriny aho dia xzab indro fa niova fo;
Ka ny ota vitako taloha dia hifonako avokoa.
2° (Ô! Mifalia!) Ô! Mifalia izao ry ambany lanitra;
(Fa lehibe) Fa lehibe tokoa ilay Fitiavany.
(Jesosy anie) Jesosy Tompo anie no maty ho anao;
Mba ho fanavotany anao. iwprn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 1794
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 30/01/2018 16:17