Asandratray (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° (Asandratray) Asandratray anie ny Voninahitrao;
(Derainay koa) Derainay ihany koa ny Anara-masina.
(Ry Tompo Tia) Ry Tompo hmwbm Tia anay izay be Fitiavana.
'Lay nanolotra ny Ainy ho anay.

Hianao Jesosy ô! Hianao no namonjy ahy.
Nisolo ny ota vitako hatramin'izay ka hatramin'izao.
Koa ankehitriny aho dia indro fa niova cwvaomp fo;
Ka ny ota vitako taloha dia hifonako avokoa.

2° tononkira.serasera.org dviw (Ô! Mifalia!) Ô! Mifalia izao ry ambany lanitra;
(Fa lehibe) Fa lehibe tokoa ilay Fitiavany.
(Jesosy anie) Jesosy Tompo anie no maty ho anao;
Mba ho fanavotany anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047