Asandratray (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° (Asandratray) Asandratray anie ny Voninahitrao;(Derainay koa) Derainay ihany koa ny Anara-masina.
(Ry Tompo Tia) Ry Tompo Tia anay izay be Fitiavana.
'Lay nanolotra ny Ainy ho anay.
Hianao Jesosy ô! Hianao no namonjy ahy.
Nisolo ny ota vitako hatramin'izay ka hatramin'izao.
Koa ankehitriny aho dia indro fa niova fo;
Ka ny ota vitako taloha dia hifonako avokoa.
2° (Ô! Mifalia!) Ô! Mifalia izao ry ambany lanitra;
(Fa lehibe) Fa lehibe tokoa ilay Fitiavany.
(Jesosy anie) Jesosy Tompo anie no maty ho anao;
Mba ho fanavotany anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 1407
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 30/01/2018 16:17