Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asa Tsara (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho toy izao dia noho Hianao,
Andriamanitra Fitiavana ô!
Hianao nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.
Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovao pjdaomo Tompo ô!
Sy fahendrena tononkira.serasera.org koa.
Hahaizako rlfzv manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.
Hianao nanendry zkwdf sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina no mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.
Andriamanitra Fitiavana ô!
Hianao nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.
Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovao pjdaomo Tompo ô!
Sy fahendrena tononkira.serasera.org koa.
Hahaizako rlfzv manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.
Hianao nanendry zkwdf sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina no mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 1622
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 20/02/2019 15:42
