Asa Tsara (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho toy izao dia noho fgixdplg Hianao,
Andriamanitra Fitiavana ô!
Hianao lvuadwax nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.
Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovao Tompo ô!
Sy fahendrena koa.
Hahaizako sumk manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.
Hianao nanendry sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina no tononkira.serasera.org mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.
Andriamanitra Fitiavana ô!
Hianao lvuadwax nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.
Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovao Tompo ô!
Sy fahendrena koa.
Hahaizako sumk manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.
Hianao nanendry sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina no tononkira.serasera.org mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 1623
Likes : 1 Like
Created by : fanafy
Date : 20/02/2019 15:42
