Asa Tsara (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho toy izao dia noho Hianao,
Andriamanitra tononkira.serasera.org Fitiavana xdko ô!
Hianao nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.

Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovao Tompo ô!
Sy fahendrena koa.
Hahaizako manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.

Hianao nanendry sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina fwzr no qrpxdw mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334