MIDINA ETO AMINAY (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray nlqp ny tononkira.serasera.org feonay
Hiantso lvnxpzaa ilay Anaranao mandrakizay
Midina Ianao , midina Ianao
Fanahy Masina ô! midina eto aminay,
Ka omeo ny tsirairay ny fiadananao
N'iza n'iza tonga eto iwbbvfo anio, izao anio izao
Fo madio sy fo vaovao no angatahinay
Vavaka asandratra Aminao ray ô!!!
T/F: Njaka R.
Hiantso lvnxpzaa ilay Anaranao mandrakizay
Midina Ianao , midina Ianao
Fanahy Masina ô! midina eto aminay,
Ka omeo ny tsirairay ny fiadananao
N'iza n'iza tonga eto iwbbvfo anio, izao anio izao
Fo madio sy fo vaovao no angatahinay
Vavaka asandratra Aminao ray ô!!!
T/F: Njaka R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 2551
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TinoFenohasina
Daty : 11/04/2018 10:43
