You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

DRIA (A.SA.FI)

Da mampalahelo saro^gne fomban'e olombelo
Sady ts an tany ts'a parafara ame fivavaha
efa zatra lôtry fizy mora môky tsy mahadigny sôky
lavon'ny devoly mazava lôtry ts misy apôky
    
       ka isia fatsy zalah ny lala mbola ombagny
       Tsy angy koa lala ba hilefasa gne fivavahTsiky dia ampya
       Midoboha  tsara fa tsara toitry gn'efa avy an drano
       mandiniha tegna ka ngyne mandrora mitsilagny e

REF: DRIA rô Jeso kamanis' apognaratsianay
        Fizy dats' amorfagnan' enofemibekenay
        Ndedaeoiza datsangeringerign' ipody an dala
        Da tarito e lala fa igny iahay manaraka afara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 749
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : paul16
Tamin'ny : 06/03/2016 17:20:48
ID : 8106

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo