MIDINA ETO AMINAY (A.SA.FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ny feonay
Hiantso ilay Anaranao mandrakizay
Midina Ianao , midina Ianao
Fanahy Masina ô! mdacvw midina eto aminay,

Ka omeo ny tsirairay ny fiadananao
N'iza n'iza tonga eto anio, izao anio izao
Fo madio kdmhi sy ijhn fo vaovao no angatahinay
Vavaka tononkira.serasera.org asandratra Aminao ray ô!!!

T/F: Njaka R.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.SA.FI
Visites : 2621
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TinoFenohasina
Date : 11/04/2018 10:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7293