You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

RY FANAHY MPANADIO (A.SA.FI)

https://tononkira.serasera.org/hira/a.sa.fi/ry-fanahy-mpanadio

RY FANAHY MPANADIO

Ry fanahy mpanadio ny foko
Mba sasaonao anio
Diovy ho tena tempolinatononkira.serasera.orgo
Ka hitoero sy hanjakao

F'izay te handrebireby
Roahy tsy hitoetra ao
Ity foko izay mitebiteby
Te hiondana aminao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 1425
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : kapy
Tamin'ny : 07/12/2013 15:04:27
ID : 6432

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo