You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Sambatra (A.SA.FI)

Na dia tsinontsinona aho
Miantso ahy foana Ianao
Ity foko ratsy ity
Notoloranao fitia
Indro nohavaozinao
Nomenao toetra vaovao
Mba Tsiky dia ampyho namana akaiky anao

Tompo ô ny fitiavanao
Dia ny hamonjy izao tontolo izao
Ka natsotranao ny tananao
Sambatra izay manana anao
Sambatra izay mandray anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 2653
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Davelo
Tamin'ny : 01/10/2010 18:38:07
ID : 5937

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo