You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

ENY (A.SA.FI)

Ry Tompo mpamonjiko
Inty aho izao
Tarito ny tongotro
Hanaraka Anao
Lay antso efa ela
Injany re fa henoko
Mitady ahy tsy ho tavela
Ry Tompo o! Ekeko

Fiv: Tsy hamilafila, na hampiandry kely
Tsy hiteny hoe tsy mila
Tsy hanohitra velively.
Ny lalanao Tompo, arahiko ombieny
tononkira.serasera.orgFa babonao ny foko
Ny teniko dia ENY.

Fitiavanao ahy tsy misy ohatr'izany
Tsy mampiahiahy,mitoeta hatrany
Ndraindray aho variana
Dia indro ianao fa tamy
Miteny hoe aza sondriana
Ry tiako sady mamy.

Fiv: Tsy hamilafila...
Ny lalanao Tompo o! Arahiko ombieny
Fa babonao ny foko, ny teniko dia ENY.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 703
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Tinofenohasina
Tamin'ny : 05/11/2017 20:52:22
ID : 10117

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo