You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Apetrako eo am-pelatananao (A.SA.FI)

Apetrako eo am-pelatananao ry Raiko
Ny fiainako be siasia
Ninia nandositra anao
Nihafina ny tavanao
Apetrako eo am-pelatananao ry Raiko
Fa amiko ry Tompo olombelona aho
Noforoninao hizaka ny zoko
Ka hisedra ny rehetra
Na hafaliana, na talaho
Sy hiharitra iTsiky dia ampyreo ady maro loko

Nefa kosa Raiko รด!
Honjohonjoko irery
Nizaka ny mangidy tsy eran'ny aiko
Meteza indray mandeha
Mitodiha ka mijere
Ka afaho ireo olana namatotra ahy

Fa Andriamanitro ianao
Manafaka ny gadrako
Foiko ho Anao irery
Izay rehetra amiko
Raiso aho ho Anao
Ho Anao doria

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 3768
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Davelo
Tamin'ny : 01/10/2010 18:38:28
ID : 5935

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo