You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Tompo tsy manavaka (A.SA.FI)

Tompo tsy manavaka
No velona ao anatinao anio
Tsy sasatra mivavaka
Ny hodianao aminy ka mba valio
Ny lambany efa rovitra
Mikaroka hatraiza tsy mba lao
Molony mangovitra
Tetononkira.serasera.org hanona ny anaranao

Malahelo anao Jesoa
Te hamonjy anao malalany
Tanany mitsotra koa
Te handray anao ilay havany
Mbola ho sahinao va re?
Ny handa ny fitiavany
ô! ô! Mibebaha ka mihondre*
Mitomania

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 2732
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Davelo
Tamin'ny : 01/10/2010 18:38:19
ID : 5936

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo