You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Trompetra volafotsy (A.SA.FI)

Ndao isika hidera ny Ray
Fa tsara izy hatrizay
Ary ho mandrakizay
Ny herimtononkira.serasera.org-pahefana
Efa nomeny anao
Hampandresy ka ihaino sy ampiasao
Koa aza mitanondri-dava
Ny rahona hisava.

Hevitra mandeha

fredkwel (02/06/2016 14:35:03)

Mety e

fredkwel (02/06/2016 14:29:23)

Fa nga tsy mety

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 3321
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fredkwel
Tamin'ny : 02/06/2016 14:52:58
ID : 8580

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo