You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

VALIO (A.SA.FI)

Moa henonao va ilay fiantsoana
Ilain ny tompo sakaizany ianao
Ho mpiaramiasa manao fanompoana
Manomana ny fiaviany izao
Ilainy ianao isan' andro isan' andro
fa misy asa azonao atao
koa mandehana dia ny eny mbola atoandro
sao ho taraiky any ivelany ianao
      
        Raha misy ireo sakatsakana maro
        Zay te hamono ny talentanao
        Dia Jeso tompo ihany faharo
        Izay no antony hanairany anao
        Fa finoana tsy miasa dia maty
        Ka mivonona tononkira.serasera.orgianao dieny izao
        Hiezaka sy tena hanamafy
        Ny fanopoana efa natombokao
          
     REF: Valio ny antsony fa misy hery
             Omeny anao dia ho zanak'ianao
             Te hampandova fa tsy olombery
              'lay Tompo ny lanitra no Rainao
              Koa araraoty f'izao no fotoana
              Ny fonao ihany vohaina dia hihaona
              Amin'ny ilay tomponao ianao
              Jeso tsy sasatra mihitsy mitaona
              ka manantena anao Izy izao

Hevitra mandeha

paulramanantsoa (28/02/2016 19:30:22)

antso ataon' ny Tompo amintsika olombelona

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 677
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : paulramanantsoa
Tamin'ny : 28/02/2016 19:34:24
ID : 8104

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo