MIDINA ETO AMINAY (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ny feonay
Hiantso ilay ivzje Anaranao mandrakizay
Midina Ianao , midina lguuovgx Ianao
Fanahy Masina qvwmw ô! midina eto aminay,
Ka omeo ny tsirairay ny fiadananao
N'iza n'iza tonga eto anio, izao anio izao
Fo tononkira.serasera.org madio sy fo vaovao no angatahinay
Vavaka asandratra Aminao ray ô!!!
T/F: Njaka R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.SA.FIHits : 2552
Likes : 1 Like
Created by : TinoFenohasina
Date : 11/04/2018 10:43