Nitsangana tamin'ny maty aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nitsangana tamin'ny maty aho,
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika ahy ianao
ka tononkira.serasera.org mahafantatra.
Fantatrao aho
na mipetraka ,na mitsangana
mbola lavitra dia tsinjonao ny hevitro.
voadinikao aho,
na meytsn mamindra na miato.
ny làlako hbcs tsy misy manavao miuorir anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika ahy ianao
ka tononkira.serasera.org mahafantatra.
Fantatrao aho
na mipetraka ,na mitsangana
mbola lavitra dia tsinjonao ny hevitro.
voadinikao aho,
na meytsn mamindra na miato.
ny làlako hbcs tsy misy manavao miuorir anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 18:17
