LONGOKO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao voaantson'ny qwbjqmjo Tompo
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no fomban'ny tany
mahereza, ny nlgyqln Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo tononkira.serasera.org fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, havako ô
raha lgswwt mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no fomban'ny tany
mahereza, ny nlgyqln Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo tononkira.serasera.org fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, havako ô
raha lgswwt mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:53
