JOANY (toko faha9) (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaorako anao ry Jesoa Tompo
ny fahasoavana narotsakao ho ahy
fa jamba, tsy nahita aho hatrizay
ankehitriny rmmhn nositraninao hahiratra indray

inty aho Tompo ô, nahiratrao ny masoko
hanao izay sitrakao no faniriako
ny haizina qhfs aza efa nofoananao
ankehitriny izao tonga mazava...ao aminao

ny fahotana izay namatotra hatrizay
tsy notananao fa nodiovinao
ianao Jesoa rxvayo ilay zanaky ny Ray
ilay inoako ankehitriny izao sy ho mandrakizay.

refrain
interlude
refrain (miakatra) tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0572