Ho amin'ny fahasoavanao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô inty aho
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema ananako
Ovaiko dieny jxnm izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony aho, fenoy tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay twebq finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho amin'ny fahasoavanao
Hazony aho fenoy rxjbdlxj ny fitiavanao...
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema ananako
Ovaiko dieny jxnm izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony aho, fenoy tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay twebq finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho amin'ny fahasoavanao
Hazony aho fenoy rxjbdlxj ny fitiavanao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 1031
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 14/10/2019 20:34
