Ho amin'ny fahasoavanao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô inty aho
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema olsvprxj ananako
Ovaiko dieny ykbr izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony aho, fenoy ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo cuaadba ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho amin'ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Hazony aho fenoy ny fitiavanao...
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema olsvprxj ananako
Ovaiko dieny ykbr izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony aho, fenoy ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo cuaadba ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho amin'ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Hazony aho fenoy ny fitiavanao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1033
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 14/10/2019 20:34
