fa nitsangana tokoa (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa xcgwahr nitsangana tokoa
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia wiipbhkd resy teo ny herinao ry tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka tononkira.serasera.org zcebtxxq ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia wiipbhkd resy teo ny herinao ry tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka tononkira.serasera.org zcebtxxq ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 24/02/2026 17:53
