AVIA RY MPINO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avia ry mpino, mifalia ka mihobia
mankanesa bmcc any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny kmpa Tompo.
indreny ny mpiandry bqxg ondry nahare
ny antson'ny tononkira.serasera.org Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
mankanesa bmcc any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny kmpa Tompo.
indreny ny mpiandry bqxg ondry nahare
ny antson'ny tononkira.serasera.org Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:37
