TSY MIANGATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/tsy-miangatra

Mifaly, mihoby, miravo izao
Fa indro ny mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo hiditra ao
Miverena ianao ka mody (satria)
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra mety ho lo

Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mamptononkira.serasera.orgianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao

Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao (ety),
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho anao)
Ao ny lanitra ho lovanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 85
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 03/02/2020 18:14:50
ID : 12530

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo