NY FITIAVANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao Jesoa ô! Tompo sy MpamonjikoFitia tsy mba manam-petra, fitiavana madio satria
Natolotrao ny ainao mba hamonjenao ny olonao
(Natolotrao ny fitiavanao Jesoa)
(Natolotrao ny fitiavanao, ny fitiavanao)
(Natolotrao mba hamonjena ny olonao)
Fitia mampianatra anay mba hifankatia (Izahay)
Hifampitsimbina (ary) hifampitondra koa
Satria ny fitiavanao mamelona
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Tsotra sy marina tokoa ny fitiavanao Jesoa)
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Madio sy marina tokoa ny fitiavanao Jesoa)
Zava-mahagaga anay ny fitiavanao (Jesoa)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 01/02/2020 08:41