HIANAO TOMPONAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

Hianao Tomponay
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana

Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamtononkira.serasera.organitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay Amen

Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray Amen

Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo amin'ny fiandrianany
Lay zanak'ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 261
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 28/01/2020 18:20:09
ID : 12445

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo