FIANARANA HO AN’NY MINO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana tononkira.serasera.org amin’izao herinao izao
Tontosao ireo adidy miandry anao
Ry tanora masoivohon’I Kristy
Ny Finoana no itafiana ka sahia

Ref. :
Ka n’aiza aleha na koa inona atao
Fianarana ho an’ny mino ianao
Dia ho tanora filamatra
Sy ho reharehan’ilay Kristy

Tefeo tsara ny fo saina amam-panahy
Miezaha ffccqcq mba ho olo-mendrika
Asehoy ilay toetra mihavao
Ho tahafin’ny manodidina anao

Omeo tsiro avy Aminao alzmfyze izahay Tsitoha
Mba ho Sampana Tanora hamoka-tsoa
Ilay fototra izay mitondra anay
Tafio hery ho mafy petfjvi orina ry Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397